|
|
|
|

Teny iditra mamoky (voky)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manome sakafo betsaka: Mamoky ny vahiny rehefa tonga mitsidika azy Rabe
Mamporisika, mitarika, mitaona olona hanao zavatra tsy dia mampaharisika azy loatra, amin' ny fandokafana azy na amin' ny fampanantenàna soa be ho azy: Mamoky ny vahoaka hikomy ny mpanoha riana [1.1]
 To satisfy with food; subvert [1.7]
 Rassasier; pousser à la révolte [1.8]
Ohatra Ny mamoky ny hendry sy manome fo ny adala hikomy. [1.123]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamoky
Ny lasa : namoky
Ny hoavy : hamoky
Filaza mandidy : mamokisa
Mpanahaka  mitaona ~ manabontsina ~ manome fo ~ mambosy ~ mandroboka ~ mandrokiroky ~ mandraviravy ~ mamahana ~ manao toho-tsofina ~ mandrendrika ~ manadala ~ mitomany ambony fe

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20