| Teny iditra | mandrombina (rombina) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manabanga na manasilaka kely eo amin' ny sisiny, amin' ny molony: Nisy nandrombina tamin' ny ontsipika itỳ latabatra itỳ [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mandrombìna (rombina) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandrombina | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|