| Teny iditra | mandrorona (rorona) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| [Tanala] [ mandroroña ] Midina, manaraka fidinana, mitsiroroka [1.78] | |||||||||
| Mietry laharana; mitambotsotra: Olona manam-pahaizana toy ireny ka nandrorona mampalahelo (lehilahy) Misakaiza amin' ny vehivavy ambany firazanana noho izy Mihena (hery, saina): Efa mandrorona ny sain' io antidahy io Mihilana, mirona miankandrefana fa efa ho hariva: Efa mandrorona ny masoandro [1.1] | |||||||||
| Miletsy laharana Manalefaka ny halaky [1.13] | |||||||||
| Déroger, régresser, déchoir Rétrograder [1.13] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mandroròna (rorona) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandrorona | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|