|
|
|
|

Teny iditra mandrozatra (rozatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mandrirodrirotra, misintontsintona; mamerimberin-dava, milaza zavatra hamelezana olona [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandrozatra
Ny lasa : nandrozatra
Ny hoavy : handrozatra
Filaza mandidy : mandrozata

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05