|
|
|
|

Teny iditra rozatra
Sokajin-teny Tsy lazaina
 Roridroritra lava tsy misy fitsaharana (toy ny zazakely mandroridroritra ny nonon-dreniny); fanararaotana teny na hadisoana kely nataon' olona mba hitanarahana azy mandavan-taona, vazizotra [1.1]
 Action de tirailler, comme un enfant tiraillant sans cesse le sein de sa mère
Action de profiter d'une parole échappée ou d'une faute quelconque pour poursuivre sans cesse quelqu'un [1.3]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2011/10/15