| Teny iditra | mandry tsy aman' afo | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | mandry, tsy, amana, afo | |
| Enti-milaza an' ireo mpiambina taloha izay nandrinandry tsy nahazo nanao afo fandrao fantatry ny olon-dratsy na ny fahavalo ny misy azy [1.1] | ||
| Mpanahaka | mandry aman' afo | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/03/22 |
|