| Teny iditra | manela (ela) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mahatonga ho tratra aoriana, mitana: Aza manela ny mpandeha amin' ny veloma lava loatra Manalava: Manela raharaha izany Mampihemo-dava, manemotra: Maneta ny adinay foana io mpitsara io [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | manelà (ela) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manela | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|