| Teny iditra | manelo (elo) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manaloka amin' ny elo (ankehitriny, ny hoe "mampielo" no fampiasa kokoa noho ny "manelo"): Ianao no aoka hanelo azy fa feno zavatra ny tanako [1.1] | |||||||||
| To hinder, to impede [1.2] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mañelo | ||||||||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||
| [Bara, Taisaka] Marary [1.78] | |||||||||
| [Tanosy] Marary, manaintaina [1.78] | |||||||||
| (manelo) to be ill. [1.2] | |||||||||
| Voambolana | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|