|
|
|
|

Teny iditra manelontselona (selontselona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mampandalo zavatra eo anoloan' olona, manerasera; manetsiketsika zavatra eo ambony afo [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manelontselona
Ny lasa : nanelontselona
Ny hoavy : hanelontselona
Filaza mandidy : manelontselòna

Teny iditra manelontselòna (selontselona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manelontselona [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20