| Teny iditra | manely (ely) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manaparitaka amin' ny toerana iray: Antsoy i Koto hanely ny vary amin' ny tsihy Manao izay hahalalan' ny olona, manaparitaka: Manely tsaho [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |
|