|
|
|
|

Teny iditra manembahemba (hembahemba)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manetsiketsika hikopaka, manempahempa, manofahofa [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manembahemba
Ny lasa : nanembahemba
Ny hoavy : hanembahemba
Filaza mandidy : manembahembà

Teny iditra manembahembà (hembahemba)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manembahemba [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20