| Teny iditra |
manenina
(nenina)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Voan' ny nenina na ny alahelo tamin' ny natao izay hita fa tsy tsara.: Nanenina tamin' ny tsy nianarany fony mbola kely Rakoto Malahelo amin' ny hadisoana natao ka maka fikasana tsy hanao intsony: Manenina mafy ny fahotako aho [1.1]
|
| | To regret [1.2, 1.7]
|
| | To rue, to grieve at, to lament. [1.2]
|
| | To repent [1.7]
|
| | Se repentir, avoir des remords [1.8]
|
| Voambolana |
| Ohatra |
| 1 | Ka tandremo sy araho tsara izao teniko izao sao manenina.
[2.357]
|
| 2 | Ary na manenina aminy aza aho, homena iray alina indray Rivo, dia mody.
[2.529]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
manenina |
| Ny lasa : |
nanenina |
| Ny hoavy : |
hanenina |
| Filaza mandidy : |
menenèna |
|
|
| Teny iditra |
manenina
(tenina)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | [Tambahoaka]
manenona
[1.78]
|
|