| Teny iditra |
manenjana
(henjana)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Manao izay tsy hampilefitra, maninjitra: Manenjana kofehy Manohitra: Sahy nanenjana tamiko izy [1.1]
|
| | To stretch tight; to carry out discipline strictly [1.7]
|
| | Raidir, tendre [1.3, 1.8, 1.13]
|
| | Résister [1.3]
|
| | Appliquer une discipline sévère [1.8]
|
| | Baleiner [1.13]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
manenjana |
| Ny lasa : |
nanenjana |
| Ny hoavy : |
hanenjana |
| Filaza mandidy : |
manenjàna |
|
|
| Teny iditra |
manenjàna
(henjana)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manenjana
|
| | [1.1]
|
|