| Teny iditra | manentsin-tadiny | ||||
| Sokajin-teny | kambanteny | ||||
| Singan-teny | manentsina, tadiny | ||||
| Tsy mihaino na tsy miraharaha torohevitra na fananarana atao aminy [1.1] | |||||
| Manampin-tsofina, tsy mety mihaino na mody tsy mandre izay lazaina aminy [1.1] | |||||
| To stop one's ears, to refuse to listen [1.7] | |||||
| Se boucher les oreilles [1.8] | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/10/02 |
|