|
|
|
|

Teny iditra manerahera (herahera)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mampitaredretra, mampiaoriana, mangataka andro lava [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manerahera
Ny lasa : nanerahera
Ny hoavy : hanerahera
Filaza mandidy : maneraherà

Teny iditra maneraherà (herahera)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manerahera [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20