|
|
|
|

Teny iditra manetroka (setroka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Ratsy firehitraka mitera-tsetroka betsaka: Manetroka izaitsizy ny kitay lena
Mandonaka, manorisory (olona) amin' ny setroka, manetona: Tandremo sao manetroka ny vahiny ny afonareo
Mitezitra mafy, mandevilevy: Nanetroka ny mpianany ilay mpampianatra noho ny toetra ratsy nasehony [1.1]
 To give off much smoke [1.7]
 émettre beaucoup de fumée [1.8]
Ohatra Tsy hitaina afo bozaka manetroka intsony izy sy ny taranany. [2.470]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manetroka
Ny lasa : nanetroka
Ny hoavy : hanetroka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20