| Teny iditra | setroka | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Fifangaroana gazy sy enton-drano avy amin' ny zavatra mirehitra ka miseho amin' ny endrika fotsifotsy midonaka: Vohay ny varavarankely fa manempotra izany setroka izany [1.1] | |||||
| Smoke [1.7] | |||||
| Fumée [1.3, 1.8] | |||||
| Ohatra | Setroka manify no nisononoka niakatra ao amin' ny tapa-porohana.
[2.470] | ||||
| Haiendriteny |
| ||||
| Sampanteny |
| ||||
| Teny iditra | setroka | ||||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||||
| Voan' ny setroka: Setroky ny kitay aho fa vonoy izao afo izao [1.1] | |||||
| Aveuglé par la fumée, incommodé par la fumée [1.3] | |||||
| Ohatra | Tsy mety raha setroky ny kitay naroson' ny hafa
[2.558] | ||||
| Haiendriteny |
| ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/26 |
|