| Teny iditra | manetry tena | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | manetry, tena | |
| Tsy tia manambony tena, manambany tena fa tsy mba miavonavona [1.1] | ||
| To humble oneself [1.7] | ||
| S'humilier, être humble [1.8] | ||
| Ohatra | Fa izay rehetra manandra-tena no haetry, ary izay manetry tena no hasandratra.
[2.996] | |
| Tovy hevitra | mietry tena | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/05/15 |
|