|
|
|
|

Teny iditra manevateva (tevateva)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manao ho tsinontsinona, manaratsy, maniratsira [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manevateva
Ny lasa : nanevateva
Ny hoavy : hanevateva
Filaza mandidy : manevatevà, manevatevàza
Tovy hevitra mitevateva

Teny iditra manevatevà (tevateva)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manevateva [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20