|
|
|
|

Teny iditra maneza (heza)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manisy heza [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : maneza
Ny lasa : naneza
Ny hoavy : haneza
Filaza mandidy : manezà

Teny iditra mañeza
Sokajin-teny mpamaritra
  [Taisaka] Mpiteraka maro [1.78]

Teny iditra mañeza
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [Taisaka] Maharitra [1.78]

Teny iditra manezà (heza)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao maneza [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20