| Teny iditra |
mangaika
(gaika)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mamehy, mamihina: Mangaika ny tenda ny fehitendako Mangia tsy mamela hiala: Felatanamangaiha ny rantsana Manery: Nahay nangaika anay hiasa ny mpampianatra [1.1]
|
| | To tie, to bind together, to grasp Fig. to press, to constrain, to force, to urge. Comp. haika
[1.2]
|
| Ohatra | Sady tsy rantsa-mangaika ny Fiangonana no tsy fahefana koa.
[1.369]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mangaika |
| Ny lasa : |
nangaika |
| Ny hoavy : |
hangaika |
| Filaza mandidy : |
mangeha |
|
| Tsipelina hafa |
|
| Teny iditra |
mangaika
(haika)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | [Tanala]
Miantso: Mangaika andriaña ka ñ'lavitra ñ'mandre (miantso an-driana ka ny lavitra no maheno) [1.78]
|
| | Miantso mba ho tonga, mamory [1.1]
|
| | [Provincial]
Same as mihaika
[1.2]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mangaika |
| Ny lasa : |
nangaika |
| Ny hoavy : |
hangaika |
|
|