| Teny iditra |
mihaika
(haika)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mitady hifaninana, mihantsy: Mihaika olona hiady ~ Sahy mihaika anao aho, na tolona na totohondry [1.1]
|
| | To defy, to challenge [1.2, 1.7]
|
| | Défier, provoquer [1.8]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mihaika |
| Ny lasa : |
nihaika |
| Ny hoavy : |
hihaika |
| Filaza mandidy : |
mihaikà |
|
|
| Teny iditra |
mihaika
(haika)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | [Sihanaka, Tanala]
Miantso [1.78]
|
| | [Provincial]
To call [1.2]
|
| Tovy hevitra | |
|
| Teny iditra |
mihaikà
(haika)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihaika
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|