|
|
|
|

Teny iditra mangaina (manga)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Atao tonga manga [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mangaina
Ny lasa : nangaina
Ny hoavy : hangaina
Filaza mandidy : mangao

Teny iditra mangaina (gaina)
Sokajin-teny matoanteny na mpamaritra
 Diso fanantenana: Nangaina aho fa very ilay vola nianteheraho
Foana tsy misy mipetraka, monina: Mangaina ity trano itỳ izany [1.1]
 Disappointed [1.2]
 être désappointé, décontenancé; être vide: Nangaina aho, fa tsy tanteraka ny nantenaiko (J'ai été désappointé, parce que ce que j'espérais ne s'est pas accompli) ~ Mangaina io trano io (Cette maison est vide) [1.3]
 être déçu ( haihay) être désappointé ( gaina) [1.54]
Ohatra Mangaina sy mangaihay fotsiny I Katy sy Saonina mahita an-drainy tsy mety mifoha sy tsy miteny intsony. [2.470]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mangaina
Ny lasa : nangaina
Ny hoavy : hangaina

Teny iditra mangaiña
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Maka ny ranom-pary avy amin' ny fary [2.165]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20