| Teny iditra |
gaina
|
| Sokajin-teny | mpamaritra
|
| | Tsy mahateny noho ny fahadisoam-panantenana; diso fanantenana fa ny zavatra efa teo an-tanana na nantenaina ho azo no lasa na foana
[1.1]
|
| | Disappointed. See diso hevitra,
fola-tana-manondro,
haihay
[1.2]
|
| | Désappointé, décontenancé [1.3]
|
|
| Teny iditra |
gaina
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Hafanan' ny andro tsisy rivotra ary tsisy rahona, maina be [1.1]
|
| | Ardeur d'un soleil sans vent et sans nuage, se dit aussi de ce qui est trop sec [1.3]
|
| Tovy hevitra | [fampiasa kokoa noho gaina] |
|