|
|
|
|

Teny iditra mangaro (haro)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [Taisaka] Mampifangaro [1.78]
 Mamadibadika zavatra mba hifangaro tsara ny ao anatiny: Tsy mahay mangaro vary koa ianao izany!
Mampitambatra: Mahay sary aho fa tsy mahay mangaro loko
Mamaho [1.1]
 To mix [1.2, 1.7]
 To mingle, to jumble up. [1.2]
 To stir [1.7]
 Mélanger, remuer [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mangaro
Ny lasa : nangaro
Ny hoavy : hangaro
Filaza mandidy : mangaroa

Teny iditra mangaro (haro)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [Taisaka] Mihady [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2022/09/10