| Teny iditra | mangataha (hataka) | |
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mangataka | |
| Ask for, request [1.26] | ||
| Ohatra | Nony mba sendra lasa ny hoditr' akoho dia miantso ilay ao am-baravarana hoe: "Mangataha ny soa"
[1.437] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17 |
|