| Teny iditra |
mangataka
(hataka)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Miangavy hanome: Nangataka vola tamiko izy nefa tsy nomeko fa asa no nomeko azy Miangavy hanao, mitalaho, mihanta: Mangataka anao aho mba hanasitrana an' Ineny Mifona ho an' olona: Ianao izao no mba hangataka ho anay madinika any amin' ny lehibe.
[1.1]
|
| | To beg [1.2, 1.7]
|
| | To ask [1.2]
|
| | To ask for something [1.7]
|
| | Demander; mendier [1.8]
|
| Ohatra |
| 1 | Kibo noana tsy mangataka andro.
[2.558]
|
| 2 | Koa mangataka olona aminao aho.
[2.508]
|
| 3 | Moa mety sa tsy mety ny mangataka amin' ny Razana?
[2.314]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mangataka,
mangata- |
| Ny lasa : |
nangataka,
nangata- |
| Ny hoavy : |
hangataka,
hangata- |
| Filaza mandidy : |
mangataha |
|
|