|
|
|
|

Teny iditra mangeja (geja)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mamatotra mafy, mangia, mamihina, manery [1.1]
 Same as mangehy. [1.2]
 To squeeze; to constrain [1.7]
 Serrer; contraindre [1.8]
Ohatra Aminay kosa, hoy aho anakam-po, ny ranomasina no toa mangeja anay ho azon' ny sasany andevozina. [2.471]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mangeja
Ny lasa : nangeja
Ny hoavy : hangeja
Filaza mandidy : mange

Teny iditra mangejà (geja)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mangeja [Fitanisana]
  [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20