|
|
|
|

Teny iditra manifotra (hifotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mameno, manentsina, manampina [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manifotra
Ny lasa : nanifotra
Ny hoavy : hanifotra
Filaza mandidy : manifora

Teny iditra manifotra
Sokajin-teny mpamaritra
 Ilazana ny tany mafy ny ambony nefa malemy ny ambany
Entina milaza koa ny olona mora kivy raha mbola tsy nanandrana akory [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20