|
|
|
|

Teny iditra manikina (sikina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mamora, mandidy foitra: Manikin-jaza [1.1]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manikina
Ny lasa : nanikina
Ny hoavy : hanikina

Teny iditra manikina (sikina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 To gird [1.7]
 Ceindre les reins [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manikina
Ny lasa : nanikina
Ny hoavy : hanikina
Filaza mandidy : manikìna

Teny iditra manikìna (sikina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manikina [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/25