|
|
|
|

Teny iditra manila (ila)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mametraka ery an-tsisintsisiny: Lasa nanila ilay vatan-kazo nibahana teo afovoan-dalana izy sao mandratra
Mamely, mihinana ny ilany: Nanija ny mofo ny voalavo / Manila izany orana izany
Mitoetra, mijoro eo akaiky, mandalo eo akaiky: Manilany azy ny tanimbarinay ka izany no mahatonga anay hiady rano. / Soa ihany fa nanila ny tanimbolintsika ny havandra [1.1]
 To pass on one side. Chiefly applied to the rain. [1.2]
Ohatra Ny ankabeazan'ireo fanafody manila fanaintainana, sy ny steroid rehetra [2.424]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manila
Ny lasa : nanila
Ny hoavy : hanila
Filaza mandidy : manilà

Teny iditra manilà (ila)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manila [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/16