|
|
|
|

Teny iditra manimpona (himpona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mameno, mahatonga ho feno: Manimpona ny volan' ny mpiasa [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manimpona
Ny lasa : nanimpona
Ny hoavy : hanimpona

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05