|
|
|
|

Teny iditra himpona
Sokajin-teny mpamaritra
 Feno tsara, tonga eo amin' ny fetran' ny famarana; manerana azy manontolo: Himpona ny tokotany
Tonga amin' ny isa ilana azy: Himpona ny isan' ny mpianatra
Mitovy hevitra: feno hika ~ hiboka ~ hipoka ~ hivoka [1.1]
Sampanteny 
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2013/10/15