|
|
|
|

Teny iditra maninana (inana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Miezaka hanao mihoatra noho..., miezaka hampiseho fahaizana na tanjaka mihoatra noho...: Naninana ahy ianao ka hampisehoako ny tanjako
Mifampitaha: Iza no sahy maninana an' Andriamanitra?
Mihaika [1.1]
 To defy, to challenge [1.2]
Ohatra - Maninana mpiasam-panjakana ialahy! [2.472]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : maninana
Ny lasa : naninana
Ny hoavy : haninana
Filaza mandidy : maninàna

Teny iditra maninàna (inana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao maninana [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20