|
|
|
|

Teny iditra manindrana (indrana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mandeha akaikin' ny...; mandeha manaraka ny sisin' ny [1.1]
 Aller à côté de [1.3]
Ohatra Afa-tsy ny ranonorana, dia manindrana ranomasina tsy latsaka ny folo siny isan-tsegondra izao izahay, ary mbola ho fanampin' izany ny hatsiaka sy ny rivotra manempotra tsy azo iainana. [2.471]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manindrana
Ny lasa : nanindrana
Ny hoavy : hanindrana
Filaza mandidy : manindràna

Teny iditra manindràna (indrana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manindrana [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2013/04/04