| Teny iditra |
manindrona
(tsindrona)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mandoaka na mamely amin' ny lohanjava-maranitra, manilo: Manindrona ny paingotra Manatrobaka amin' ny fanjaitra loaka misy fidiran' ny ranompanafody: Tsy mahay manindrona io mpitsabo io [1.1]
|
| | To prick, to goad; to give a hypodermic injection [1.7]
|
| | Piquer; donner un médicament par piqûre [1.8]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
manindrona |
| Ny lasa : |
nanindrona |
| Ny hoavy : |
hanindrona |
| Filaza mandidy : |
manindròna |
|
|
| Teny iditra |
manindròna
(tsindrona)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manindrona
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|