| Teny iditra |
maningana
(singana)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Manavaka, manova singana Tsy manao ohatra ny be sy ny maro, miavaka: Mahagaga kosa fa maningana amin' ny mpianatra rehetra Isambilo Tsy mitovy amin' ny rehetra: Matetika amin' ny tapirahalahy na mpianadahy no misy iray maningana ka tsy tafita amin' ny fianarana [1.1]
|
| | Faire aller seul,
isoler, dépareiller, rendre impair; aller seul, se séparer, faire bande à part:
Aza maningana amin' ny be sy ny maro (Ne faites pas bande à part, ne vous
distinguez pas des autres par des excentricités) [1.3]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
maningana |
| Ny lasa : |
naningana |
| Ny hoavy : |
haningana |
| Filaza mandidy : |
maningàna |
|
|
| Teny iditra |
maningàna
(singana)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao maningana
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|