| Teny iditra | maningina (tsingina) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mametaka firaka mahamay amin' ny vifotsy iray mba hampiraikitra na hampitohy azy amin' ny vifotsy hafa [1.1] | |||||||||
| Mamitika, manakambana metaly roa mitovy na tsia amin'ny alalan'ny fanatsonehana [1.13] | |||||||||
| Souder [1.13] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | maningìna (tsingina) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao maningina | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|