|
|
|
|

Teny iditra maninjitra (hinjitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [Bezanozano] [ mañinjitra ] Manalava [1.78]
 Manenjana: Naninjitra ny tanany i Jeso dia nitony ny ranomasina [1.1]
 To stiffen; to stretch out, as the hand [1.7]
 Raidir: étendre comme la main [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : maninjitra
Ny lasa : naninjitra
Ny hoavy : haninjitra
Filaza mandidy : maninjira

Teny iditra mañinjitra (hinjitra)
Sokajin-teny mpamaritra
  [Bezanozano] Manontolo [1.78]
 Manontolo, tontolo: Tapak' andro maninjitra aho niandry anao tata foana [1.1]
Ohatra Ny siramamy aza, tamin' izany andro izany, tapak' andro maninjitra vao tafaverina ny iraka alefa hividy azy. [2.471]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20