| Teny iditra | maninona (inona) | ||||||
| Sokajin-teny | tambinteny | ||||||
| Manao inona: Maninona eto ianao? Iharam-pahavoazana marary, maty: Efa ela be aho tsy nahazo taratasy tamindRakoto ka matahotra sao maninomaninona Lay [1.1] | |||||||
| What of it ? what happened ? what's the matter? [1.7] | |||||||
| Quoi donc? qu'est-ce que c'est? qu'est-ce qui ne vas pas? [1.8] | |||||||
| Ohatra |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/10/17 |
|