|
|
|
|

Teny iditra inona
Sokajin-teny mpisolo anarana [Fitanisana]
 Enti-manontany.
1) Inona mpamaritra anarana dia atao eo aorian' ny anarana ka entina milaza zavatra: Hena inona no hovidina? -- nefa azo ilazana olona koa izy raha enti-manontany toetra: Olona inona iny niresaka taminao iny: mpiasa birao sa mpiasa tany? (olona iza no atao raha ny anarana mihitsy no anontaniana).
2) Inona mpisolo anarana koa dia enti-milaza zavatra: Inona no tianao, vomanga sa mangahazo? / Nihinana inona àry itỳ zaza itỳ izany? nefa, toy ny voalaza erỳ ambony, azo ilazana olona koa ny inona raha toetra no anontaniana: Inona ianao, kristianina sa tsy mpino? [1.1]
 What? [1.7]
 Quoi? [1.8]
Sampanteny 
Tsanganana sy sary iray takila Ny mpisolo rehetra

Teny iditra inona
Sokajin-teny anarana
 Fisotroana tangena [1.1]
 Action de boire le tanguin dans l'épreuve judiciaire [1.3]
 (du Soudanais : inum ; batak : minum : boire). Action de boire le tangena, d'absorber un poison judiciaire pour faire la preuve de son innocence. L'action elle-même s'appelle finomana (substantif actif) si l'on boit soi-même ; fampinomana quand le poison est administré par le juge. Celui qui réchappait de cette épreuve était dit velo-minona. [1.196]
Voambolana 
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/02