| Teny iditra | manintona (sintona) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mitarika: Manintona ny vy ny andriamby Misarika: Manintona olona amin' ny sandriny ~ Manintona ny eritreritrareo aho mba handinika bebe kokoa Mandrirotra: Maninton-tady foana io ondry io [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tovy hevitra | manasintona | ||||||||
| Teny iditra | manintòna (sintona) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manintona | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|