| Teny iditra | manintsana avido | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | manintsana, avido | |
| Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: manomboka [1.1] | |
| Ohatra | Izay ary no tehin-dava manintsana avido sy sava ando manajary ny dia, mitondra any amin’ny votoatin-dresaka izay tsy inona fa ny hetahetan’izato Andriamatoa efa nomenareo toerana voatokana izato [kabarin' ny ministra MAKV, 2014/01/24]
[5.mg.http://www.macp.gov.mg/blog/divers-kabary-am-panambadiana-tohiny-4/] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/10/17 |
|