|
|
|
|

Teny iditra manira (ira)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manamboatra ny landy voafoly ho amin' ny fantaka [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manira
Ny lasa : nanira
Ny hoavy : hanira
Filaza mandidy : manirà

Teny iditra manirà (ira)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manira [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20