|
|
|
|

Teny iditra maniraka (iraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mandefa: Efa naniraka olona hilaza io vaovao lehibe io aho
Manendry, manome fahefana: Raisinay amim-panajana tokoa ianao tompoko, satria ny filohan' ny Nosy no naniraka anao
Mahatonga: Marina tokoa fa Andriamanitra no naniraka ny safo-drano [1.1]
 To send a messenger [1.2]
 Envoyer, expédier, déléguer [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : maniraka
Ny lasa : naniraka
Ny hoavy : haniraka
Filaza mandidy : maniraha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05