|
|
|
|

Teny iditra manitsaka (hitsaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [Bara] Mihosy tanimbary [1.78]
 Manosy amin' ny tongotra: Aza manitsaka ny ahitra
Mandeha na mandia eo ambony: Raha vao nanitsaka ny tany nahalatsahan' ny tavoniny izy dia latsa-dranomaso
Manao tsinontsinona, maniratsira: Nanitsaka ny voninahitro iny Rangahy iny! [1.1]
 To trample on [1.7]
 Fouler aux pieds [1.8]
Ohatra Ny fihavanana toy ny fasam-Bazimba, ka izay manitsaka no kely ila; [2.69]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manitsaka
Ny lasa : nanitsaka
Ny hoavy : hanitsaka
Filaza mandidy : manitsaha
Sary 

Teny iditra manitsaka (hitsaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 To disdain [1.7]
 Dédaigner [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manitsaka
Ny lasa : nanitsaka
Ny hoavy : hanitsaka
Filaza mandidy : manitsaha

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/27