| Teny iditra | manizina (izina) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mampaniombona, manamaizina: Dia hanizina ny tranontsika va re io trano aorina eo anoloana io? Mamoritra, mampihitsoka, mandentika, manidy: Hamy herin' ny fahavalo, nanizina ny miaramilany tao amin' ilay hadilanana [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | manizìna (izina) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manizina | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|