|
|
|
|

Teny iditra manjaitra (zaitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mampikambana lamba amin' ny kofehy mba ho tonga akanjo: Manjaitra palitao [1.1]
 To sew, to stitch [1.7]
 Coudre [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manjaitra
Ny lasa : nanjaitra
Ny hoavy : hanjaitra
Filaza mandidy : manjaira

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20