| Teny iditra | zaitra | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fampikambanana lamba amin' ny kofehy mba hahatonga azy ho akanjo: Tsy mbola mahay zaitra i Bozy kely Fomba nanjairana: Tsara zaitra itỳ akanjonao itỳ izany! [1.1] | ||
| Sewing [1.7] | ||
| Couture [1.8] | ||
| Ohatra | Ny sarifilanelina tsy akory tsy niova, fa ny didiny, tsy ilay zaitra kitapo iray trano sahala amin' ny taloha intsony.
[2.472] | |
| Sampanteny |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2013/08/06 |
|