| Teny iditra | manjavona (zavona) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Enti-milaza ny andro rehefa misy zavona: Nanjavona (ny andro) aninaraina Enti-milaza fahitana zavatra, tsy dia mazava tsara fa manjavozavo: Manjavona no fahitako iry trano iry Mandositra na tsy hita foana tao: Nanjavona foana teo ilay mpangalatra [1.1] | |||||||
| To glide by rapidly, to disappear To be misty or foggy [1.7] | |||||||
| Se dit du temps de brouillard Passer rapidement, disparaître; [1.8] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Teny iditra | manjavona | ||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||
| [Betsileo] Helichrysum mutisiaefolium Less. (Asteraceae). Plante qui affectionne les sommets montagneux noyés dans la brume. [1.196] | |||||||
| Voambolana | |||||||
| Anarana ara-tsiansa | Helichrysum mutisiaefolium | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/12/01 |
|